Aoka hitovy ny toerana (Rayann Joh)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy izay rehetra mamiratra akory
Dia andeha antsoina hoe volamena
Ka raha mavomavo na havana ory
Dia avahana fa tsy mba manan_komena

Na koa hajaina omem_boninahitra
Raha sendra ny olona mahatolotolotra
Fa kosa amaivanina toy ny ahitra
Raha maloto akanjo na koa maina molotra

Na ambany na ambony dia manana ny hajany
Ka aoka hitovy ny toerana omena
Ny hamavomavoana tsy ampiaina ny lanjany
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
13 1
Fans: Rayanjoh
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rayann Joh
Inséré par : Rayanjoh
Date : 18/07/2026 06:17
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105