malala (RBLN)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiana no hiantsoako anaoRy nambabo ny fitiavako
Hany tiako dia ianao
Notsongaina ho malalako
Nahita antsika ny rehetra
Gina sy talanjona avokoa
Anio ihany sa hiteotra
Hamboray izay ao am-po
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana