MODY HOE (riso lalason)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hambo be fisisika sy henatra nafeninadia mody hoe "tsy taitra"
fa zioga faratampony sy ngidy tsy voatelina
tsaroana fa nafaitra
.....ny fitak'olon-tiana
fanenjanan-tsaina sy ezaka hitraka
dia mody hoe "tsy voadona"
fa longoa mitototra sy fandrika nandratra
tsy maintsy ho tsaroana
.....ny diso faniriana
--------
Lien:
Commentaires
pissoa
(
13/06/2007 00:42)
hi hi ! ka hampidera saina fotsiny indray kosa aza ve ?