Lasa ianao (Rnt)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa ianao tsy mba nilaza tamiko akory Tampoka moa iny dianao iny
Ny marainan'ny Sabotsy vao henoko fa lasa ianao
Kivy tanteraka aho nefa tsy aiko ny atao
Kivy aho satria ianao no saiko hamboraka fitia
Ny adiresinao tsy fantatro akory
Fa fantatro fotsiny hoe any Mahitsy any
Gina aho! gina satria tiako loatra ianao
Toa misento foana aho ,
Raha sendra irery iny
Toa tsy zakako raha mitahy izao
Eh! mampamangy any Mahitsy any
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Rnt4