ILAY ORA FARANY (rovarandrianirina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zao tokoa ny atao hoe safidy fa anjara.
Lay mikepoka ny mangidy tokoa.
Ny afatra tiko apetraka @nao ry malala.
Veloma mandrapihaona any ankaotra miaona tsika roa.

Tonga ty lay tanjona nirinao hatrizay.
Misampana roa manomboka izao ny lalatsika.
Ianao lay namafy fitiavana feno fiatsarambelatsihy.Izaho tsy nahalala fa naka telina am-po tsy natsiaro nangatsika.

Tsisy tsony ny azoko atao.
Voan'ny milalao vovoka irery.
Mitso-drano anao sisa no atao.
Mahaleova,mahalasana mba tsy ho rendrika eny ho eny.

Fisaonana sisa no andeha asandratra.
Hanarina ny lavo rehetra atramin'izay.
Ny tantara tsika ianao sisa no tsarona.
Ilay tsy mety voafafa mandrakizay.

Migadona ty lay ora farany.
Lay afahako miteny kely sisa.
Vita hatreo lay mandrakizay.
Lay momba tsika sy ianao "modio tsy hita"
--------
Lien:
Catégorie : Fisarahana
1374 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : rovarandrianirina
Inséré par : rovarandrianirina
Date : 18/03/2017 05:53
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142