RY NOSY MADAGASIKARAKO (rovarandrianirina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ity lay nosy Madagasikarako.
Lay nosin-drazako hatrizay.
Tiko ianao sady mamiko.
Lay naha lehibe ahy.

Teto aminao aho no niposaka.
Ianao lay naitako ny fiainako.
Lay tany manakarena.
Tsy manaiky ambany ary tsy mety atakalo.

Tany manana ny azy ianao ry nosiko.
Nefa indrisy ny mponina ao aminy.
Mahantra sy mitoloko.
Avoty fa mahonena sy mitomany.

Izato vahoaka Malagasy.
Tsy mitsahatra mipenipenina.
Fa dia osa sy malemy.
Izany no tsy takona hafenina.
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana
815 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : rovarandrianirina
Inséré par : rovarandrianirina
Date : 17/03/2017 19:34
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0178