Aingampanahy Misy zatovo (Rtv )

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aingampanahy
Misy zatovovavy iray
Izay tena tiko lotra izy zay
Nefa tsy sahiko hambara aminy
Ilay fitiavana ato am-poko ato
Tena tiko lotra izy io saingy izao
Raha mba sahiko ambara aminy mantsy
Dia mety ho tia ahy ihany izy izay
Fa asa aloha izy raha mba tia ahy
Fa ny fitiavako azy mitombo isaminitra
Ka raha mba sitrakao ihany re aza
Ampijalina ony ilay fo tianao
Veloma no apetrako fa ilay foko kosa
Mbola te hiaona aminao saingy izao
Rehefa ekenao ilay fangatahako dia
Ho eo an’ilanao mandrak’izay
Raha fitinina ilay fitiavako anao dia izao
Fitia lamban’Akoho ka faty no hanasaraka
atsika
Malalala .
Nanoratra
Rtv
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
843 0
Commentaires
raims randriamalala ( 19/11/2018 15:47)
tsipelina diso : - tiko : tiako
- lotra : loatra
- ony : hono
- an'ilanao : anilanao
- mandrak'izay : mandrakizay
- fitinina : fintinina
ohabolana hoe " Ny fitia toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana".
tsy hoe manankina be fahantany fa mba manitsy ny diso tinazako eto a!!! ezaho hatrany ny tsipelina e, dia manoràta foana e
raims randriamalala ( 19/11/2018 15:50)
ohabolana : "ny fanambadiana no toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana".
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rtv
Inséré par : Ratovomanana
Date : 18/11/2018 18:21
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014