Commentaire à propos de Na dia fotsiny aza hoe...

Revenir à Na dia fotsiny aza hoe...
hery ( 15/10/2003 20:32)
Lalina be sy manentana fo. Misy olona tiako hamaky matetika ity tononkalo ity :)
Merci Ryana
Ryana ( 16/10/2003 13:42)
Ka ahoana izany?
Tsy aleo v' izany atao copier/coller dia omena azy hataony eio an-dohafandriana?hahahaha
Tsy misy merci Hery â!
Ryana
moi ( 17/10/2003 11:58)
Na dia ny fihetseham-po teo am-pamakiana ity fotsiny aza ...

Ary efa nahita azy ity ve ilay nanoratanao azy e !

Misaotra ry Ryana.
Ryana ( 18/10/2003 05:24)
Moi,
Efa nahita, angamba... asa????
Misaotra nihetsi-po ê!
Ryana
rbkfoana ( 31/10/2003 19:21)
Maha lasa saina.Tena niainanao ve ilay tantara?
Ryana ( 02/11/2003 08:20)
rbkfoana,
Azo lazaina hoe eny. Izany hoe, raha ny marina, niainako @ ampahany.
MIsoatra nitsidika ê!
Ryana
DadaRabe ( 20/03/2004 15:36)
be fitiavana an! :-)

DadaRabe
Ryana ( 20/03/2004 15:39)
Misaotra an'i DadaRabe nitsidika!
Ryana
hadasy ( 01/12/2004 09:16)
tena marina le tononkalo ho an' ny tena tia , tena sambatra kosa aloha le olon-tinao e , sarobody aminao be izy , raha mbo za manko zany an , ahahahahah.Iza zany olona tianao hamaky io zany ry hery ? olon-tinao ngamba e .Mahereza ry Rayna an , tasar fa tohizo e.
hasinando ( 30/05/2006 13:05)
mampatsiaro ahy olna iry io tononkalonao io merci fa tsara .Mino aho fa tsy ho resy foana isika ety!
Ryana ( 01/06/2006 05:21)
Angaha kosa ry Hasinando dia hoe resy! Indraindray mba mitalaho. Indraindray ihany ho'aho!
Misaotra nitsidika,
Ryana
tinah2 ( 16/09/2006 08:04)
Ryana an!ireny olona tena tena anehoana fitivana be ireny ange de hoatra ny hoe tsy tsapany izany ary izy indray aza no mivaralila . Nefa moa mety mbola hanenenay e !
Ryana ( 18/09/2006 04:51)
MArina ny an'i Tinah2, nefa ihany koa, indraindray ny fitiavana anie diso fiantefa ê! any amin'ny tsy "sahaza" (avo loatra)no mitontantonana!! Ny mandady ety an-tany tsy ho tian'ny misidina eny ambony!
Misaotra an'i Tinah2 nandalo teto.
Ryana
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092