Ry tany ndrazako Ry nosy (schaye one poety)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry tany ndrazakoRy nosy malalako
Nalatsaha ny tavony
Tiko ho fatatra ny tontolony
Ny an-tsarana maneoheo
Ny lazany efa fatara rahateo
Karazan-dakana,lakana ihany
Ny olombelona mandia tany
Avoivoiny ny fiainana ity
Mangeniheny toa rano maria
Ry tompo andriamanitra,herezo ny taniko
Mba ny fihavanana no hiriko
Mba hanjaka ny fifakatiavana
Ny fitaka ho lavina
Lavitry ny alaheo
Ny an-tsarana mamerovero
Anilany fifaliana
Maro ankafizana sy zava tiana
Mitsangana ry nosy mamiko
Nosy manga tsy ariko
Nosy mitahiry tantara lasa ny gasy
Gasy tiko na be taiparaky na be parasy
--------
Lien: