Commentaire à propos de ANTEMA

Revenir à ANTEMA
Skual.R ( 10/12/2013 16:29)
aza vakiana maimaika a!
Zozoro ( 10/12/2013 20:01)
Tantara be ! Toa Antema fiderana ! toa nofy koa mazàna... tena tiko ilay haigam-panahy miampy nofy...ao amin'ny nofy no impohiran'ny misy...ankimpio ny maso fa ho hitanao ny vetso, avy eo sokafy izy hanamarina ilay sento..

vony501 ( 12/12/2013 13:24)
Tranga ratsy efa faheno
Sady efa be mpitantara
Fa ilay Kanto tena feno
Namadika azy ho Tsara
Skual.R ( 27/10/2014 20:07)
mankasitraka e!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093