MENDRIKA (slèm jâ)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny voalohany mendrikamiko ianao,ny faha roa dia efa MENDRIKA atraminy anaranao,ny faha telo ny fidobokiny foko eo anilanao,ny faha efatra dia ny fitiavako anao,ny faha dimy farany dia fiainako ianao mandrakizay,ilay fitiavana masina tsy mety may. MAHERY NANTENAINA(slem ja) --------
Lien:
Fans:
andrianirina.slemja