FITIA RAMBARAMBA (TANAMASOANDRO)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahoana ianao no mandiso ny fonao
raha nitia tsy nihambahamba
Nahoana no milaza fa diso ianao
no ilay fitia rambaramba

Nahoana no ianao no lasa tomany
nefa izy no hita fa diso
Nahoana iano no misafidy handao ity tany
fa tsy hanampananantenana ny hampitso

Nahoana ianao no mitanisa lava ny lasa
fa tsy mba manantena ny hampitso
Nahoana ianao no lasa toa olo tsisy fikasa
no toa lasa tsy mahay ihany koa manadino

f'angaha moa fidiny ho anao
no tena tia ka nanolotra azy izany
f'angaha moa mety hanenina ianao
raha nitia sy nanaja azy hatrany

tsy nenina angamba fa ianao aza mety sambatra
saingy izy no efa nitia t@ fitia rambaramba
koa antajao ny saina indridra fa ny fo
f'efa tsy anjara ny anareo roa
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
887 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : TANAMASOANDRO
Inséré par : gyau
Date : 13/06/2012 11:37
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132