Hevitra momba ny RAHA TETO I RADO

Hiverina amin'ny RAHA TETO I RADO
Nirilala ( 01/08/2009 07:46)
Saingy efa lasa tokoa i Rado. Soa fa efa maro koa ireo poety manohy ny efa vitany
Mysento ( 02/08/2009 11:27)
Afaka tsy manantena azy tsony,fa afaka kosa ,manaraka ny diany
eo aminy Asa Soratra.
betroka ( 03/08/2009 17:52)
Voatsiahy eto amin'ny tononkalo ny "tako-bilanin" i Rado (and. 2) => "Tsy maintsy mipoaka ny tako-bilany" hoy izy.
Eo amin'ny and. 3 no iresahana ilay fitokanana ny vato fehizoron'ny lapan'ny tanĂ nan'Antananarivo izay natrehan'i Rado. Soa ihany tokoa fa tsy mba hitan'i Rado izao zava-dratsy iainan'ny firenena izao fa raha tsy izany angamba dia ho tena nalahelo izy.
andry 1000 ( 30/04/2015 08:01)
indro ianao fa efa eo ho solon'i RADO.. misaotra e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0128