Commentaire à propos de Ty dry de?

Revenir à Ty dry de?
hery ( 21/02/2020 22:19)
Tena mba jereo ihany ny teny malagasy fa simba be.
raims randriamalala ( 22/02/2020 08:52)
rehefa mamaky ity! amiko aloha tsy dia tononkalo loatra ilay izy rehefa tena vakiana e! tsy hoe manao tsinontsinona ny sangan'asan'ity namana ity aho a! fa ny mpanoratra mihitsy eto aloha no mila ahitsy fa tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny teny izay mirafitra ato anatin'ity teny ity! maro loatra ny tsipelina tsy dia mendrika ato! izany eo ihany! fa mitodika amin'ny mpanoratra aloha ny tenako! mba mamaky boky ihany va ny mpanoratra sa? diso daholo ny ankabeazan'ny tsipelin-teninao ato!

raims randriamalala ( 22/02/2020 09:06)
FANAMARIHANA: tsy tononkalo kosa ity fa andeha atao hoe tranga iray sendra nandalo tao an-tsain'ny mpanoratra fotsiny ihany! ka izany no mahatonga azy tsy dia kanto loatra toy izao!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102