Ty dry de? (Tojo natsu)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nandeha ny asa tena...
Ity zazavavy tsi manatsiny...
Mijaly tena maonena,tsi fidiny anazy iny
Ty dry de otrany zao...
Ny asa tsy maita enao,ka ny vatana va varotanao,
Ty dry de manimba vatana sarobidy,tsara ovaina fiainanao iny
Ty dry de tsy tonga saina,,oe manimba anao nge iny,,
Ty dry de mody mitapy,mifaly nefa marary any anaty,,
Moa ve misy fafinaretina?,,ty dry de mahazo asambarana?,,
Ahirato amizay maso,,ny lalana mahitry zorana...
Mandoro anao ny afo sady tsi mety madio...
Mijaly tateraka ny any anaty ary marary ny fo.
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Fitiavana
967 0
Hevitra mandeha
hery ( 21/02/2020 22:19)
Tena mba jereo ihany ny teny malagasy fa simba be.
raims randriamalala ( 22/02/2020 08:52)
rehefa mamaky ity! amiko aloha tsy dia tononkalo loatra ilay izy rehefa tena vakiana e! tsy hoe manao tsinontsinona ny sangan'asan'ity namana ity aho a! fa ny mpanoratra mihitsy eto aloha no mila ahitsy fa tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny teny izay mirafitra ato anatin'ity teny ity! maro loatra ny tsipelina tsy dia mendrika ato! izany eo ihany! fa mitodika amin'ny mpanoratra aloha ny tenako! mba mamaky boky ihany va ny mpanoratra sa? diso daholo ny ankabeazan'ny tsipelin-teninao ato!

raims randriamalala ( 22/02/2020 09:06)
FANAMARIHANA: tsy tononkalo kosa ity fa andeha atao hoe tranga iray sendra nandalo tao an-tsain'ny mpanoratra fotsiny ihany! ka izany no mahatonga azy tsy dia kanto loatra toy izao!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tojo natsu
Nampiditra : tojo Natsu
Daty : 03/06/2017 18:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136