Commentaire à propos de Antso sy safidy
Revenir à Antso sy safidy
Oully (
01/10/2003 10:22)
Tonga saina aho teo am-pamakiana ity antso sy safidiny.
rfanjav (
14/10/2003 15:59)
Sambatra ianao afaka nisafidy!
rfanjav (
20/10/2003 14:17)
Mahereza fa aza mora kivy fotsiny e!
(ho an'iza indray izany ity tononkalo ity : an'i Hery, sa Tsiky dia ampy, sa an'olona hafa)
(ho an'iza indray izany ity tononkalo ity : an'i Hery, sa Tsiky dia ampy, sa an'olona hafa)
Ryana (
22/09/2007 18:40)
Tena lalina be ny fototry ny safidy nataonao. Mankasitraka!
Ryana
Ryana
tiaraj (
02/02/2008 07:45)
Hevero ny hiafarana alohan'ny hiaingana ry hery a!
