Hevitra momba ny Antso sy safidy

Hiverina amin'ny Antso sy safidy
Oully ( 01/10/2003 10:22)
Tonga saina aho teo am-pamakiana ity antso sy safidiny.
rfanjav ( 14/10/2003 15:59)
Sambatra ianao afaka nisafidy!
rfanjav ( 20/10/2003 14:17)
Mahereza fa aza mora kivy fotsiny e!
(ho an'iza indray izany ity tononkalo ity : an'i Hery, sa Tsiky dia ampy, sa an'olona hafa)
Ryana ( 22/09/2007 18:40)
Tena lalina be ny fototry ny safidy nataonao. Mankasitraka!
Ryana
tiaraj ( 02/02/2008 07:45)
Hevero ny hiafarana alohan'ny hiaingana ry hery a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097