Ry fanahiko (Tsiory kelyh)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
#RY_FANAHIKO ♨️Nahoana ianao no diso malefaka mora ambakaina ?
Hararaotin-dava e ! ,terena ankolaka hiaino taraina
Matahotra ilay lolohavina koa anie raha minia tsy hahalala e
Ireo izay mba nila vonjy ,ianareo mahalala
♨️Ny olombelona anie tena sarotra hanaovan- tsoa e !!!
Milanja nenina hatrany no toa setriny fa aza atao an-doha
Marina izany e ,ekena fa izay ilay fiaina- mandalo
Tohizo hatrany ilay maha ianao anao tsy haka fahavalo
Misaotra an'i Anjara??♂️
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
