Malala a! (tsyFeraNa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Amin'ny androko rehetra raha mbola velona aho
Hanaovako izay vitako mba hahasoa anao
Ary hatramin'ny farany,hisakaiza izaho sy ianao
Dia ny fahasambarako,ho fahasambaranao
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1123 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : tsyFeraNa
Inséré par : tsyFeraNa
Date : 23/08/2014 15:36
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014