Malala a! (tsyFeraNa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Amin'ny androko rehetra raha mbola velona ahoHanaovako izay vitako mba hahasoa anao
Ary hatramin'ny farany,hisakaiza izaho sy ianao
Dia ny fahasambarako,ho fahasambaranao
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana