DITRA (verokely)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tovovavy bikana sy maha-te ho tia Manana endrika kanto dia kanto
Nefa ankehitriny aza manatra satria
horahiko eto hatramin'ny harato
Fa vao roapolo taona ity ramatoa
Dia indro fa efa nibaby ny kitra
Tsy mba iray fa anankiroa
Izay tsy azo afenina fa valin'ny ditra
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana
Commentaires
bichette
(
29/11/2007 13:44)
Valin-ditra kanefa koa fitahiana 😉