Izay no izy (Vouromanga)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nolazainy ho mpandroba,nataony ho mpibodo,
noheveriny ho mpanery,
nosaininy ho kifetsy,
nohesoiny ho ho kinga ratsy,
ilay olo-tena tiako.
Kanefa raha lazaiko:
noroboainy re ny foko,
nobodoiny koa ny vatako,
notereny koa ny saiko
mba ho fetsifetsy
sy ho tena kinga ratsy
amin'ny hevi-dratsinao.
VOUROMANGA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
vouromanga