Commentaire à propos de 'NDEHA ARY RY SAKAIZA (veloma ho an'i LEVELO)
Revenir à 'NDEHA ARY RY SAKAIZA (veloma ho an'i LEVELO)
ari.malala (
06/08/2009 13:29)
Mahaiza mionona e! Fandalovana avokoa izao hita izao...
Zozoro (
06/08/2009 13:52)
Misaotra ari.malala.
Be tokoa ny fitiavana sy ny fahatsiarovana... ny elanelan-tany izay tsy azo anoharana koa eo an-daniny ka mamohafoha ny fahazazana.
Be tokoa ny fitiavana sy ny fahatsiarovana... ny elanelan-tany izay tsy azo anoharana koa eo an-daniny ka mamohafoha ny fahazazana.
