Hevitra momba ny NIOVA HO HIRA

Hiverina amin'ny NIOVA HO HIRA
benasy ( 12/01/2009 10:12)
….Nitia aho nitia (….) fanahy
Mbola injany ( …. ) ilay fitia tsy mety levona.
Aoka anefa, sanatriaviko, aza manana ahiahy ;
Tsy mba sitrako mihitsy raha ny jaly no hitrebona !
Nitia aho, nahay nangina, nitia tsy mba nanantena,
Raiki-tahotra kanefa saro-piaro tamin’izany ;
Fitiavana malemy paika, fitia tsy mba noterena…

Solofomanjato
petakoel ( 15/01/2009 06:41)
tena mety b amiko le kalonao. (fitiariela)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091