Nampiditra : TsiorySoa
Daty : 29/07/2025 19:17
Nijery : 219
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Angola FENITRA

RANDRIANTENAINA Tsiorisoa Fabien no tena anaran'i Angola FENITRA. Teraka tamin'ny 31 Marsa 2007 tao Imerintsiatosika.

Mpikambana ao amin'ny Havatsa UPEM sampana Arivonimamo.

Misehatra eo amin'ny sokajy tantara foronina sy sombintantara ary angano ka Tsiory Soa RANDRIANANTENAINA no anarana entiny amin'izany, ary eo amin'ny sokajy tononkalo sy poezia dia Angola FENITRA no anarana entiny.

# SANTIONANY AMIN'NY ASA SORANY :

1/ TONONKALO SY POEZIA : Ilay naman'i Malalako, Ny teny, Ny Ahiko, Tsy aiza? ...

2/ SOMBINTANTARA : Vaky 'lay sitara, Andriambavilanitra, ...

3/ ANGANO : Ikoto fatsora, ...

4/ TANTARA FORONINA : ...

# FIFANDRAISANA AO AMIN'NY TAMBAZOTRA :

Kaonty fesiboky : Angola Fenitra / Tsiory Soa

Mankafiza soa!!!
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/angola-fenitra
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107