Nampiditra : EdenaMna
Daty : 10/10/2025 21:18
Nijery : 136
Tononkalo: 4 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Edena Mna

Anarana enti-manoratra: Edena Mna,
Mombamomba: Naddy 23 taona, mpanoratra tononkalo, tantara an'onjam-peo , slam poezia, mpikabary , injenieran'ny hay fambolena sy hay famokarana.
Lalana efa nodiavina teo amin'ny sehatry ny fanoratana: Nanomboka nanoratra ny taona 2015, efa nandray anjara tamina fifaninanana vitsivitsy ary anisany efa nahazo laharana voalohany tamina fifaninanana tantara an'onjam-peo (izay efa navoaka boky mitondra ny lohateny hoe "TEFY"), tononkalo, slam poezia.
Fialamboly: mianoka ny literatiora malagasy, mitendry zava-maneno, mihira
Foto-kevitra hijoroana: fampitomboana ny talenta sy fitondrana avo ny kanto malagasy, fanaovana adisisika ho fampandrosoana ny tontolo iainana sy ny zava-manan'aina, ny tontolon'ny fampianarana ary ny fiarovana ireo olona voahiliky ny fiaraha-monina.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/edena-mna
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117