Daty : 20/06/2013 13:38
Nijery : 1163
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Ikala
Ikala no anarana entiko amin'ny maha-panan-kato ahy, ary io rahateo no fiantsoan'ny be sy ny maro ahy efa aman-taonany maro izao (15 ans).Ny tenako aloha dia tsy miketrika loatra ny soratra, fa ny hain-tànana no tena angadiko, ka ao ny hoso-doko miaro akora samy hafa... ao koa ny fanamboarana jiro (lampes). Fa kosa... ny aingam-panahy tsy azoko ferana ka matetika aho no vangian'ny teny sy ny hafatra... ka dia mandray penina, ary manoratra. Voataiza tao anatin'izany rahateo, satria ireo Ray aman-dReniko teo aloha dia nilomano tokoa tao anatin'izany fanoràtana izany...
Izay no azo ambara hatreto, ka dia mirary soa indrindra ho antsika rehetra, ary enga anie, ka ho entan'ny aiga-mpanahy hatrany ianareo tena havànana amin'ny fanoràtana.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ikala
Tononkalo ( 2)
Antsantononkalo
Mbola tsisy niantsa