Nampiditra : Ilay Valahara
Daty : 17/07/2017 09:10
Nijery : 1167
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ilay Valahara

RAKOTONANAHARY Anjarasoa Onja Nomena no tena anarako ary 20 taona aho ankehitriny. Monina eto an-drenivohitra aho ary tononkalo no tena fanoratro. Tovolahy efa mpankafy hatraminizay aho fa saingy tamin'ity taona 2017 ity vao tena niroso tamin'ny fanoratana. Ny fitiavan-tanindrazana sy ny fitakiana ny rariny no tena lohahevitra vohiziko.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ilay-valahara
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091