Hampiditra sary Nampiditra : sejianis
Daty : 26/03/2004 17:19
Nijery : 2934
Tononkalo: 16 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

mahorani

MAhorani
Teraka tamin'ny taona 1978
Nanomboka nanoratra teo ami'ny faha 11 taonany
Tsy zanaka poeta na zanaka mpihira mivantana,saingy angamba nofodian'ny aigam-panahy hametrahana hafatra fotsiny.
14 amin'ireo sangan'asany no lasa nataon'ireo mpihira malaza ho hira
Ny sisa dia mbola eo anatrehany ihany
Maniry tokoa izy ny mba hievalran'ny kanto malagasy hatrany; ary mandrisika ireo mpanoratra rehetra toa azy mba hanao izay hameloma-maso ny asa-soratra malasagy
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mahorani
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117