Daty : 14/06/2026 06:01
Nijery : 37
Tononkalo: 4 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Papango
Iza àry aho ? Pôetan'ny alahelo teraka tamin'ny taona 2026.2026 hoe ? Vao teraka dia nahay nanoratra ? Tsia, efa am-polo taonany vitsy no nahatongavako teto an-tany saingy ny taona 2026 kosa vao teraka ny fisiako eo amin'ny tontolon'ny sora-malahelo. Soratra malahelo, ny ratram-poko no hotanisaiko aminao. Inoako fa izay no hampitonitony na hanamaivana ny alaheloko. Noho izany dia nisafidy ny tsy hiseho endrika aho ary nitady solon'anarana hiafenana. Solon'anarana izay azoko tsy nahy.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/papango
Antsantononkalo
Mbola tsisy niantsa
