Hevitra momba ny NAHOANA?

Hiverina amin'ny NAHOANA?
fiaritiana ( 15/10/2006 13:21)
ouéééééééééhh!milay be ary zava misy mits io!ndry ve no nanoratra an io ry Aino??
fiderana ( 17/10/2006 08:58)
ye..! aino anie mahay ê!
Aino ( 17/10/2006 10:01)
tsy izaho hirery no namorona anio ko!! matetika aho tsy mahay.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096