Hevitra momba ny Raha saraka olon'tiana

Hiverina amin'ny Raha saraka olon'tiana
chakkakkely ( 12/06/2006 05:20)
tsara be , sady mampahery misaotra eh ,
mozart ( 14/06/2006 11:36)
Misaotra betsaka anao e! tena tsara kosa ilay izy an!!!!!
nyrsi ( 22/06/2006 08:29)
Tsara fa tohizo, ary ny Ray tokoa no mandrindra ny zavatra rehetra; iza moa no mahalala, raha mbola hiaona isika!
rakotoson7 ( 03/10/2006 10:11)
Tena mahery tokoa ilay Raintsika any ambony,misaotra fa mampahery é
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0108