Hevitra momba ny Soavadia...
Hiverina amin'ny Soavadia...
kiriah (
22/09/2010 07:48)
Lol !!! otran ny hoe mamaly ilay tononkalo " taratasy ho an i malala " ity tononkalo ity, merci fa nampionona lay izy.
arialy (
22/09/2010 11:22)
iƩny mitovitovy ilay hevitra , fa ity tsy olontiana fa namana akaiky no handeha hanara-bady sy hitady any antany lavitra hihihihi
