Vavaka (Ando)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Navariana 'zany fiarahana
Andriamanitra no nitantana
Iaraha-mizaka 'zay zavatra miseho satria
Vavaka no hasandratray ry Tompo Malalanay รด!
Ovay ny Toetra ratsy 'zay mety hanananay mba ho

Soa tokoa anie ny fiarahanay
Izany no fanirianay ry Jesoa Zokinay ka

Arovy amin'ny Tananao mahery 'zahay
Ny fiainana 'zay mbola ho diavinay
Dia ho eo ankaikinay isan'andro Ianao ry Ray
Ombay ny Fanahy masinao ary izahay mba tsy ho azon-tsampona ny zavatra 'zay ho tanterahainay
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
1872 1
Mpakafy: Zozoro
Hevitra mandeha
endrika01 ( 02/07/2009 05:08)
Mivavaha ka aza mitsahatra!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ando
Nampiditra : zoky
Daty : 04/10/2005 13:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133