Hevitra momba ny Aloka fitia

Hiverina amin'ny Aloka fitia
Malalason ( 05/10/2005 13:30)
zà ary sô de mbô tratran'izany, tena manaloka tokoa ny fitia rehefa injay.....
Malalason mahafinaritra e!
NyKanto ( 12/10/2005 12:20)
Ny Fitia voninkazo ihany, koa andraso f'indray andro any mbola hivelatra ho kanton'ny tany, tsy hanaloka hampitomany...

Tsetsatsetra tsy aritra iny.

Ny Kanto
tia2005 ( 25/10/2005 11:18)
indrisy loatra wa!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097