Hevitra momba ny Angamba ....(tohiny)
Hiverina amin'ny Angamba ....(tohiny)
nyeja (
05/09/2004 13:30)
tsara b ilay tononkalo ry andriary, mankasitraka tanteraka anao ny tenako dia mirary anao ny soa rehetra aho !
faly aho milaza fa dia ho hitanao tsy ho ela ao anaty tranokala ofisialin'i Ny Eja ity tononkalo nosoratanao ho ahy ity .
Ny Eja
faly aho milaza fa dia ho hitanao tsy ho ela ao anaty tranokala ofisialin'i Ny Eja ity tononkalo nosoratanao ho ahy ity .
Ny Eja
