Hevitra momba ny ....nifandamoro

Hiverina amin'ny ....nifandamoro
kennikeli ( 18/05/2006 10:46)
ao tsara
saharoy ( 19/05/2006 03:31)
Lalina izany.Eny tsy ho adino velively ny fitiavana matsiro toy izany.Tsy homeko tsiny ianao.
soari25 ( 19/05/2006 09:04)
tsy misy kianina e ! mazotoa foana
artinahani ( 03/05/2013 08:39)
resy lahatra ny mpamaky!toy ny teny "amoronon'ny kamory"!mazotoa hatrany manoratyra e!
andry 1000 ( 25/04/2015 07:51)
ahatsiarovako an'ilay takariva kely tery amoron-kady ity tononkalo ity (hiran'i andrianary ratianarivo)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095