Hevitra momba ny Tontolo hafa
Hiverina amin'ny Tontolo hafa
jentilisa (
25/04/2005 14:16)
Araka ny fahalalana napetraky ny Ntaolo: ny rivotra raha vao avy any andrefana eto Imerina aloha no fantatro dia ho avy tsy ho ela izay ny orana. Efa notsapaiko io ary ekeko fa marina @ ankapobeny. Moa fantatry ny mpanoratra ve izay?
nikopol (
26/04/2005 13:38)
mafinaritra
soari25 (
29/05/2006 11:30)
tsara ka ; mazotoa manoratra foana !
