Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Vovon-javona
Hiverina amin'ny Vovon-javona
SOBIKA (
19/04/2005 15:09)
mmmmmmmmm
hum hum
hum hum
nikopol (
26/04/2005 09:53)
tsara andriary a
proost (
07/08/2005 09:27)
kanto loatra ka mahereza e!!
soari25 (
19/05/2006 09:42)
mahafinaritra
saharoy (
24/05/2006 08:33)
Iriko ho tonga ilay maraina.
Dia ilay marainam-baovao.
Tsy ho ao anaty vovon-javona intsony no ahitanao azy fa hibaribary ny marina.
izay maharitra...
Dia ilay marainam-baovao.
Tsy ho ao anaty vovon-javona intsony no ahitanao azy fa hibaribary ny marina.
izay maharitra...
