Hevitra momba ny VISA A
Hiverina amin'ny VISA A
andry 1000 (
21/04/2015 07:44)
ialana tsiny raha mahatohina ny sasany le tononkaloko VISA A ity fa zavatra tena misy io a!
hjravs (
21/04/2015 07:49)
tsisy tsiny, namana, aleo lazaina ihany 'zay tsy zaka e...
fenohasimpitia (
21/04/2015 08:02)
Sô de salé lôtra zany andry-1000 a! lé oe h@tanana, lela mandé.....!
andry 1000 (
21/04/2015 08:13)
de efa nialana tsiny mialoha e!! azafady r'ingahy raha nahatohina a! hi3
