Hevitra momba ny inona marina kay ny hoe f'tiavana
Hiverina amin'ny inona marina kay ny hoe f'tiavana
Malalason (
06/12/2007 08:50)
Mirary an'i astnA ho lasa lavitra eo fanoratana...
fa raha fitiavana no resahana dia izao no mba azoko lazaina : Ny fitiavana sora-jandiana, ka samy mifidy izay loko tiany, izy io rahateo hafahafa satria na ijaliana aza dia atao ihany ...