Hevitra momba ny Raha...

Hiverina amin'ny Raha...
mpiserasera ( 16/08/2009 13:29)
Raha...
Raha ho avy ilay ora farany
Tsarovy hatrany hatrany
Fa mbola mamy koa raha mamy
Ireo fahatsiarovana sesilany
Nanaingo sy nameno ity fitia
Eny ! Tsy naharitra ho doria !

Mpiserasera
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093