Raha... - arimalala
Azo vakiana?
Rahatsy ho ahy intsony
Ilay fitiavana ao am-pony
Fa tapaka ny tady
Dia izao no fara teniko...
Tsy neniko akory
ny niarakanay
tsy hataoko tsy hampatory
ny fisarahanay
fomban-tanyizany
fiainana iany koa
tsy hataoko mamparary
hatrakako ny loha
Fa any andro iray
izao fahoriana izao
ho foana sy handao
ilay masoandro hibaliaka indray
Sokajy :
Fisarahana
Hevitra mandeha
mpiserasera (16/08/2009 13:29:43)
Raha...
Raha ho avy ilay ora farany
Tsarovy hatrany hatrany
Fa mbola mamy koa raha mamy
Ireo fahatsiarovana sesilany
Nanaingo sy nameno ity fitia
Eny ! Tsy naharitra ho doria !
Mpiserasera
Mombamomba
Mpanoratra : arimalala
Nampiditra : ari.malalaDaty : 27/02/2008
Mpamangy : 1113
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
...Ianao
Pour toi mon amour
Ho anao
tiako ianao rahavako
lavitra
lasana
raha izay...