Hevitra momba ny Manoratra
Hiverina amin'ny Manoratra
nikopol (
12/05/2005 10:26)
Tiako
JMR (
12/05/2005 11:25)
Izay dia efa fifaliako
Kotity (
04/09/2005 16:52)
mahafinaritra loatra
JMR (
04/09/2005 22:13)
Misaotra e!
"Mamiko ny tenin-drazana
Ka sady amoronako hira
No itoriako fitiavana"
"Mamiko ny tenin-drazana
Ka sady amoronako hira
No itoriako fitiavana"
emi (
15/04/2007 22:26)
Variana aho nijery sy nandinika ny soratrao,tena kanto ary hita mivantana ny maha-malagasy azy zato isa-njato,mazotoa e!tohizo fa tsara.
