Hevitra momba ny Zakarandahy

Hiverina amin'ny Zakarandahy
rfahendrena ( 17/11/2017 11:53)
Mendriky ny hotahafina i Dox fa tsy halaina tahaka ny asasorany.

Mafonja ny heviny,
Kanto ny endriny...
Tafita izay kinendriny.

FahNamby
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089