Hevitra momba ny TSY RESY AKORY RAHA MANGINA (tohiny)!
Hiverina amin'ny TSY RESY AKORY RAHA MANGINA (tohiny)!
ANJARA7 (
08/07/2009 13:24)
tena mba mahaliana ny aigam panahyndry ry endrika tohizo fona fa arahanay mbola tsy mahay mamorona tonokalo!
endrika01 (
12/07/2009 08:01)
ANJARA7>Misaotra e,
tsy ianarana angamba izy io kou,
hi hi hi,laingako zany fa tena misy drafitra arahina ,toy ny
mianatra kabary ihany kou e,fa ny vetsoko dia entiko milamina
fa tsy asiako haingokaingony,tsy kalaza lahy na kalaza vavy,fa
maniry kosa raha maniry ,mba hisy fiatsarany 'zany aingam-panahiko!!!!