Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny VOADY Iny voady zay nifa
Hiverina amin'ny VOADY Iny voady zay nifa
raims randriamalala (
18/12/2018 14:21)
tsipelina : --- tsy ho adinoiko, --- oviana, ----- faniriana, --- foana, ---- n'aiza n'aiza, ---- mahantra, --- manan-karena, ---
ny ato anatin'ity rohy vetso serasera dia maro mpamaky ka raha tsipelina no tsy voahaja dia mandrary mampianatra diso isika, mirarisoa o!
ny ato anatin'ity rohy vetso serasera dia maro mpamaky ka raha tsipelina no tsy voahaja dia mandrary mampianatra diso isika, mirarisoa o!
fandeferantsoajulien (
24/12/2018 19:24)
ianao koa mba ahitsiko kely
manjary le izy fa tsy mandrary
manjary le izy fa tsy mandrary
