Hevitra momba ny Ampy ho ahy ianao!
Hiverina amin'ny Ampy ho ahy ianao!
nouna432 (
16/10/2005 13:00)
tena milay kosa ary tena omeko100%de mahereza e
fiaritiana (
17/10/2005 10:17)
misaotra sy mankasitraka an i nouna de bisous bdb
zoky (
18/10/2005 05:29)
Tena tsara e!Zany tokoa no tena FITIAVANA. Tohizo hatrany ny fanoratana Tononkalo fa tena havanana e! mankahery sy mankasitraka
fiaritiana (
18/10/2005 11:45)
misaotra an i zoky nankahery de mirary soa anao koa!!
chouchou (
19/10/2005 10:07)
misaotra e d mahereza @ zvt retra
fiaritiana (
19/10/2005 10:48)
misaotra chouchou a!dia ho anao koa
