Hevitra momba ny Iny fitiavako iny
Hiverina amin'ny Iny fitiavako iny
harilova (
26/02/2006 20:52)
Fa iny Fitiavako iny,
Na dia nivadika aza indraindray,
nandratra anao, tsy manatsiny,
satriko ho mamndrakizay
Ka aza kivy sombinaiko,
ny mamela ny hadisoana
Ka ataontsika baiko,
sady ho zary tenim-pinoana,
hampitsiry indray ny felana
hahamaitso indray ny tany
ka ireo lasa nanipelana
dia FITIAVAKO IHANY IZANY...
Na dia nivadika aza indraindray,
nandratra anao, tsy manatsiny,
satriko ho mamndrakizay
Ka aza kivy sombinaiko,
ny mamela ny hadisoana
Ka ataontsika baiko,
sady ho zary tenim-pinoana,
hampitsiry indray ny felana
hahamaitso indray ny tany
ka ireo lasa nanipelana
dia FITIAVAKO IHANY IZANY...
