Hevitra momba ny Moa mba fantatrao ve?

Hiverina amin'ny Moa mba fantatrao ve?
johan ( 29/04/2005 06:14)
Efa somary tsikaritro ihany
Tamin’rony fihetsikao
Fa nataoko ho hanihany
Ilay fitiavanao

Eny, fantratro tokoa
Saingy, modiako nody adala
Fa zao aho vao nifoha
Ka hiantso anao “Malala”
nikopol ( 02/05/2005 08:25)
marina ve zany akia ? lol
fiaritiana ( 02/05/2005 16:21)
aaa, olon kafa io
johan ( 06/05/2005 06:57)
iza io amin'io?
fiaritiana ( 06/05/2005 10:50)
ankizy hafa no niteny hoe mba hanoraty ny mombamomban ny ohatra izao aho dia nataoko ho azy
llarissa ( 08/11/2005 22:31)
fifi ah!!! akizy iza no nantany an i zany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092